Eksodosy 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary ireo no Arona sy Mosesy izay nilazan’i Jehovah hoe:+ “Ento mivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny zanak’Israely, araka ny tafika misy azy avy.”+ Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo. Hebreo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mendri-pitokisana+ teo anatrehan’Ilay nanendry azy ho toy izany izy, tahaka an’i Mosesy+ koa izay mendri-pitokisana raha ny amin’izay rehetra tao an-tranon’Andriamanitra.+
26 Ary ireo no Arona sy Mosesy izay nilazan’i Jehovah hoe:+ “Ento mivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny zanak’Israely, araka ny tafika misy azy avy.”+
38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.
2 Mendri-pitokisana+ teo anatrehan’Ilay nanendry azy ho toy izany izy, tahaka an’i Mosesy+ koa izay mendri-pitokisana raha ny amin’izay rehetra tao an-tranon’Andriamanitra.+