11 Ary ny anjaran’i Manase+ dia ireto tanàna tao amin’ny faritr’i Isakara sy Asera ireto, mbamin’ny mponina tao aminy sy ny tanàna miankina aminy: Beti-sana,+ Ibleama,+ Dora,+ mbamin’i En-dora+ sy Tanaka+ ary Megido,+ izay faritra telo be havoana.
10 Farany, dia napetrany tao amin’ny trano nisy an’ireo sarin’i Astarta+ ny fiadian’i Saoly,+ fa ny fatiny kosa nataony teo amin’ny mandan’i Beti-sana.+