FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary tsy vitan’ny fokon’i Manase+ ny naka an’i Beti-sana+ sy ny tanàna niankina taminy; Tanaka+ sy ny tanàna niankina taminy; ny mponina tao Dora+ sy ny tanàna niankina taminy; ny mponina tao Ibleama+ sy ny tanàna niankina taminy; ary ny mponina tao Megido+ sy ny tanàna niankina taminy. Fa ny Kananita kosa mbola nikiry nonina tao amin’izany tany izany ihany.+

  • 1 Mpanjaka 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nampanantsoin’i Solomona Mpanjaka ireo voantso hanao fanompoana,+ mba hanao ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranony ary ny Dongon-tany+ sy ny mandan’i+ Jerosalema, sy Hazora+ sy Megido+ ary Gazera.+

  • 2 Mpanjaka 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tamin’ny andron’i Josia Mpanjaka no niakaran’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria, tany amoron’ny reniranon’i Eofrata.+ Ary nandeha hifanandrina tamin’i Farao i Josia,+ kanjo novonoin’i Farao ho faty+ tao Megido+ izy raha vao hitany.

  • Zakaria 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hisy fitomaniana mafy ao Jerosalema amin’izany andro izany, toy ilay fitomaniana tao Hadadrimona, teo amin’ny lemak’i* Megido.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara