2 Tantara 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 amin’izay rehetra nanomana ny fony+ hitady an’ilay tena Andriamanitra, dia i Jehovah Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka izay takina amin’ny fankalazana masina aza izy ireo!”+ Ezra 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanomana+ ny fony mantsy i Ezra mba handinika sy hitandrina+ ny lalàn’i Jehovah,+ ary hampianatra+ ny fitsipika+ sy ny rariny+ eo amin’ny Israely.
19 amin’izay rehetra nanomana ny fony+ hitady an’ilay tena Andriamanitra, dia i Jehovah Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka izay takina amin’ny fankalazana masina aza izy ireo!”+
10 Nanomana+ ny fony mantsy i Ezra mba handinika sy hitandrina+ ny lalàn’i Jehovah,+ ary hampianatra+ ny fitsipika+ sy ny rariny+ eo amin’ny Israely.