1 Mpanjaka 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nopetahan’i+ Solomona takela-bolamena tsy misy fangarony+ ny aty trano. Dia nasiany rojo+ volamena nitsivalana teo anoloan’ilay efitra anatiny indrindra.+ Ary nopetahany takela-bolamena ilay izy.
21 Ary nopetahan’i+ Solomona takela-bolamena tsy misy fangarony+ ny aty trano. Dia nasiany rojo+ volamena nitsivalana teo anoloan’ilay efitra anatiny indrindra.+ Ary nopetahany takela-bolamena ilay izy.