Eksodosy 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+
6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+
22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+