2 Tantara 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nomba an’i Josafata foana i Jehovah,+ satria nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny+ izy. Tsy nitady an’ireo Bala mantsy izy,+ Ohabolana 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+
3 Ary nomba an’i Josafata foana i Jehovah,+ satria nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny+ izy. Tsy nitady an’ireo Bala mantsy izy,+
7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+