2 Tantara 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tamin’ny taona fahafito, dia nisikina herim-po i Joiada+ ka nanao fifanekena tamin’ireo lehiben’ny zato,+ dia i Azaria zanak’i Jerohama sy Ismaela zanak’i Johanana sy Azaria zanak’i Obeda sy Mahaseia zanak’i Adaia ary Elisafata zanak’i Zikry.
23 Ary tamin’ny taona fahafito, dia nisikina herim-po i Joiada+ ka nanao fifanekena tamin’ireo lehiben’ny zato,+ dia i Azaria zanak’i Jerohama sy Ismaela zanak’i Johanana sy Azaria zanak’i Obeda sy Mahaseia zanak’i Adaia ary Elisafata zanak’i Zikry.