1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+ Hagay 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Fa ahy ny volafotsy ary ahy ny volamena’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.