1 Mpanjaka 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra. 1 Mpanjaka 16:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa i Ahaba zanak’i Omry no lasa mpanjakan’ny Israely tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda. Nanjaka teo amin’ny Israely tao Samaria+ roa amby roapolo taona i Ahaba zanak’i Omry.
24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra.
29 Koa i Ahaba zanak’i Omry no lasa mpanjakan’ny Israely tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda. Nanjaka teo amin’ny Israely tao Samaria+ roa amby roapolo taona i Ahaba zanak’i Omry.