2 Tantara 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisikina herim-po i Amazia, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira+ ny vahoakany. Dia namely ny taranak’i Seira+ izy ka iray alina no matiny.+
11 Ary nisikina herim-po i Amazia, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira+ ny vahoakany. Dia namely ny taranak’i Seira+ izy ka iray alina no matiny.+