2 Mpanjaka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nanaiky anefa i Amazia.+ Niakatra àry i Joasy mpanjakan’ny Israely, ka nifanandrina+ tany Beti-semesy+ any Joda izy ireo, dia izy sy Amazia mpanjakan’ny Joda.
11 Tsy nanaiky anefa i Amazia.+ Niakatra àry i Joasy mpanjakan’ny Israely, ka nifanandrina+ tany Beti-semesy+ any Joda izy ireo, dia izy sy Amazia mpanjakan’ny Joda.