2 Mpanjaka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Niray tetika+ hamono an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano+ teo amin’ny Dongon-tany,+ izay tany amin’ny lalana midina ho any Sila. 2 Mpanjaka 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao tetika+ i Saloma zanak’i Jabesy ka namely+ azy tany Ibleama,+ dia namono azy ho faty, ary nanjaka nandimby azy. 2 Mpanjaka 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tatỳ aoriana, dia niray tetika hamely ny mpanjaka ny mpanompony, ka namono azy ho faty+ tao an-tranony ihany.
20 Niray tetika+ hamono an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano+ teo amin’ny Dongon-tany,+ izay tany amin’ny lalana midina ho any Sila.
10 Ary nanao tetika+ i Saloma zanak’i Jabesy ka namely+ azy tany Ibleama,+ dia namono azy ho faty, ary nanjaka nandimby azy.
23 Tatỳ aoriana, dia niray tetika hamely ny mpanjaka ny mpanompony, ka namono azy ho faty+ tao an-tranony ihany.