FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nony alina, dia nozarazarainy mba hiady tamin’ireny ny tafika nentiny,+ izany hoe ny mpanompony. Ary resiny ireny ka nenjehiny hatrany Hoba, tany avaratr’i Damaskosy.

  • 2 Samoela 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nametraka toby miaramila+ tany Damaskosin’i Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • 1 Tantara 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa tonga hanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba+ ny Syrianina avy any Damaskosy, dia nahafatesan’i Davida roa arivo sy roa alina izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara