Nomery 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niainga ny zanak’Israely ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ eny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko. Josoa 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nohidiana mafy ny tanànan’i Jeriko noho ny amin’ny zanak’Israely, ka tsy nisy nivoaka na niditra.+
22 Dia niainga ny zanak’Israely ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba,+ eny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.
6 Dia nohidiana mafy ny tanànan’i Jeriko noho ny amin’ny zanak’Israely, ka tsy nisy nivoaka na niditra.+