1 Mpanjaka 6:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hazo zenevrie+ no nanaovana ireo varavarana roa. Mihodina eo amin’ny savily ny lelavaravarana roa amin’ny varavarana iray, ary mihodina eo amin’ny savily koa ny lelavaravarana roa amin’ny varavarana iray.+
34 Hazo zenevrie+ no nanaovana ireo varavarana roa. Mihodina eo amin’ny savily ny lelavaravarana roa amin’ny varavarana iray, ary mihodina eo amin’ny savily koa ny lelavaravarana roa amin’ny varavarana iray.+