Eksodosy 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Ary nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototry ny tendrombohitra, sady nanao tsangambato roa ambin’ny folo mba hoenti-manondro ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+ Josoa 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nifoha maraina i Josoa,+ ary nolanjain’ny mpisorona ny Vata masin’i+ Jehovah.
4 Dia nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Ary nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototry ny tendrombohitra, sady nanao tsangambato roa ambin’ny folo mba hoenti-manondro ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+