Deoteronomia 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Vonoy any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah hampitoerana ny anarany,+ ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ izay alaina avy amin’ny ondry aman’osy na omby.+ Deoteronomia 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 fa any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany+ no hamonoanao ny Paska, amin’ny takariva vao maty masoandro,+ amin’ny fotoana voatondro, izany hoe ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta.
2 Vonoy any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah hampitoerana ny anarany,+ ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ izay alaina avy amin’ny ondry aman’osy na omby.+
6 fa any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany+ no hamonoanao ny Paska, amin’ny takariva vao maty masoandro,+ amin’ny fotoana voatondro, izany hoe ilay fotoana nivoahanao avy tany Ejipta.