FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 35:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny andriana+ kosa nanome fanomezana ho fanatitra an-tsitrapo, ho an’ny vahoaka+ sy ny mpisorona ary ny Levita. Ary i Hilkia+ sy Zakaria ary Jehiela, izay samy mpiandraikitra ny tao an-tranon’Andriamanitra, dia nanome ondry sy osy eninjato sy roa arivo hatao sorona amin’ny Paska, ary omby telonjato, ka natolony ny mpisorona izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara