1 Mpanjaka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha vao ren’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nampiantso azy avy hatrany izy ireo hankeo amin’ny vahoaka, ka nampanjaka azy teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda ihany.+ 2 Tantara 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vao tonga tany Jerosalema i Rehoboama,+ dia namory ny taranak’i Joda sy Benjamina,+ izany hoe vatan-dehilahy mpiady voafantina valo alina sy iray hetsy.+ Namory azy ireo hiady tamin’ny Israely izy, mba hahazoana indray ny fanjakana.
20 Raha vao ren’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nampiantso azy avy hatrany izy ireo hankeo amin’ny vahoaka, ka nampanjaka azy teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda ihany.+
11 Vao tonga tany Jerosalema i Rehoboama,+ dia namory ny taranak’i Joda sy Benjamina,+ izany hoe vatan-dehilahy mpiady voafantina valo alina sy iray hetsy.+ Namory azy ireo hiady tamin’ny Israely izy, mba hahazoana indray ny fanjakana.