2 Mpanjaka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana+ raha mbola mijangajanga sy fatra-pilalao ody+ i Jezebela+ reninao?”
22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana+ raha mbola mijangajanga sy fatra-pilalao ody+ i Jezebela+ reninao?”