2 Mpanjaka 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Amona, toy ny nataon’i Manase rainy.+ 2 Tantara 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.+ Ezekiela 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razanareo+ na mampihatra ny didim-pitsarany,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.+
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.+
18 Fa hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razanareo+ na mampihatra ny didim-pitsarany,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.+