2 Mpanjaka 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa nataon’ny mpanompony tao anaty kalesy ny fatiny, ka nentiny niala tao Megido ho any Jerosalema,+ dia naleviny tao amin’ny fasany. Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza+ zanak’i Josia, ka nohosorany ary nataony mpanjaka handimby an-drainy.
30 Koa nataon’ny mpanompony tao anaty kalesy ny fatiny, ka nentiny niala tao Megido ho any Jerosalema,+ dia naleviny tao amin’ny fasany. Ary nalain’ny vahoaka i Joahaza+ zanak’i Josia, ka nohosorany ary nataony mpanjaka handimby an-drainy.