FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’izay dia efa tsy teto Jerosalema intsony i Jekonia+ Mpanjaka sy ny andriambavy+ sy ny tandapa, mbamin’ny andrianan’i Joda sy Jerosalema+ sy ireo mpanao asa tanana ary ireo mpanorina manda fiarovana.+

  • Ezekiela 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana, izany hoe tamin’ny taona fahadimy nanaovana sesitany an’i Joiakina Mpanjaka,+

  • Ezekiela 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia notaritin’izy ireo tamin’ny faraingo izy ka nataony tao anaty vata makarakara,+ ary nentiny tany amin’ny mpanjakan’i Babylona. Haraton’ny mpihaza no nitondran’izy ireo azy. Amin’izay dia tsy ho re eny amin’ny tendrombohitr’i Israely+ intsony ny feony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara