FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary niseho+ tamin’i Solomona i Jehovah nandritra ny alina, ka nilaza hoe: “Efa reko ny vavakao,+ ary efa nofidiko+ ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+

  • Daniela 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha vao ren’i Daniela kosa anefa hoe efa vita sonia ilay lalàna, dia nankao an-tranony izy, ka nandohalika sy nivavaka+ ary nidera an’Andriamaniny+ intelo isan’andro,+ araka ny efa fanaony talohan’izay.+ Ary efa nisokatra nanandrify an’i Jerosalema+ ny varavarankelin’ny efitranony tany an-tampon-trano.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara