Eksodosy 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Intelo isan-taona ianao no tokony hankalaza fety ho ahy.+ Levitikosy 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Ireto avy ny fety+ nandidian’i Jehovah, izany hoe ireo fivoriambe masina+ izay tokony hanaovanareo antso avo, amin’ireo fotoana voatondro:+
4 “‘Ireto avy ny fety+ nandidian’i Jehovah, izany hoe ireo fivoriambe masina+ izay tokony hanaovanareo antso avo, amin’ireo fotoana voatondro:+