1 Samoela 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nitoetra tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha i Davida, ka nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra, tany an-tany efitr’i Zifa.+ Ary nitady azy foana i Saoly,+ nefa tsy natolotr’Andriamanitra teo an-tanany izy.+
14 Ary nitoetra tany an-tany efitra, teny amin’ny toerana sarotra aleha i Davida, ka nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra, tany an-tany efitr’i Zifa.+ Ary nitady azy foana i Saoly,+ nefa tsy natolotr’Andriamanitra teo an-tanany izy.+