1 Mpanjaka 11:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nitady hamono an’i Jeroboama i Solomona.+ Koa lasa nandositra+ tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona. 1 Mpanjaka 14:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta.
40 Nitady hamono an’i Jeroboama i Solomona.+ Koa lasa nandositra+ tany Ejipta ho any amin’i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta i Jeroboama, ary nijanona tany mandra-pahafatin’i Solomona.
25 Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema i Sisaka+ mpanjakan’i Ejipta.