Nomery 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy avelany hisy hampiasa herin’ny maizina+ hamelezana an’i Jakoba,Ary tsy avelany hisy loza hanjo ny Israely.I Jehovah Andriamaniny no momba azy,+Ary manakoako eo aminy ny fihobiana ny mpanjaka. Deoteronomia 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo ho anareo, mba hamonjena anareo.’+ Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+
21 Tsy avelany hisy hampiasa herin’ny maizina+ hamelezana an’i Jakoba,Ary tsy avelany hisy loza hanjo ny Israely.I Jehovah Andriamaniny no momba azy,+Ary manakoako eo aminy ny fihobiana ny mpanjaka.
4 fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo ho anareo, mba hamonjena anareo.’+
7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+