FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 I Jehovah Andriamanitry ny Israely no nitokisan’i Hezekia.+ Ary tsy nisy tahaka azy ny mpanjakan’ny Joda rehetra,+ na ny taoriany na ny talohany.+

  • Hebreo 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa satria misy vavolombelona maro be+ toy ny rahona manodidina antsika, dia aoka koa isika hanaisotra izay rehetra manavesatra antsika+ sy ny ota izay mora mamatopatotra antsika,+ ary aoka isika hihazakazaka amim-paharetana+ amin’ilay hazakazaka+ eo anoloantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara