FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia nifoha tamin’ny alina izaho sy ny lehilahy vitsivitsy. Ary tsy nolazaiko tamin’iza na iza+ izay zavatra nataon’Andriamanitro tao am-poko mba hatao amin’i Jerosalema.+ Tsy nitondra biby fiompy afa-tsy ilay nitaingenako koa aho.

  • Filipianina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Andriamanitra mantsy no miasa ao anatinareo,+ satria izany no mahafinaritra azy. Amin’izay dia sady maniry ianareo no manatanteraka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara