FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny Israelita+ sy ny mpisorona+ sy ny Levita+ ary ny Netinima+ no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny avy, tao amin’ny tanànany.

  • Ezra 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ampahafantariko anareo koa fa tsy azo ampandoavina hetra na haba+ na hetran-dalana+ ny mpisorona,+ sy ny Levita,+ sy ny mpitendry zavamaneno,+ sy ny mpiandry varavarana,+ sy ny Netinima,+ ary ny mpiasa ao amin’io tranon’Andriamanitra io.

  • Ezra 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nisy roapolo sy roanjato ny Netinima, avy tamin’ireo Netinima izay nomen’i Davida sy ny andriana mba hanompo ny Levita. Ary samy voatonona anarana izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara