25 Dia nolanjaiko mba homena azy ireo ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana,+ izay fanomezana ho an’ny tranon’Andriamanitray avy tamin’ny mpanjaka+ sy ny mpanolo-tsainy+ sy ny andrianany ary ny Israelita+ rehetra hitanay tao amin’ilay faritra.