FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ilay Andriamanitra izay nampitoetra ny anarany+ any Jerosalema anie, hanongana an’izay mpanjaka na olona mitady hanao zavatra tsy ara-dalàna ka mandrava+ an’ilay tranon’Andriamanitra any! Izaho Dariosy no manome baiko, ka aoka hatao avy hatrany izany.”

  • Mpitoriteny 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Manan-kery mantsy ny tenin’ny mpanjaka,+ ka iza no afaka hilaza aminy hoe: ‘Inona ity ataonao?’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara