FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nankalazain’izy ireo tamim-pifaliana nandritra ny fito andro, ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay.+ Fa nataon’i Jehovah izay hampifaly azy ireo, ary nataony niova+ fo tamin’izy ireo ny mpanjakan’i Asyria mba hanampy azy ireo tamin’ilay asa momba ny tranon’Andriamanitra, dia ny Andriamanitry ny Israely.

  • Ohabolana 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara