FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 27:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+

      Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko.

  • Isaia 30:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara