FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Talohan’izay izy dia teo amin’ny vavahadin’ny+ mpanjaka teo atsinanana. Ireo no mpiandry vavahadin’ny tobin’ny taranak’i Levy.+

  • 1 Tantara 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia azon’i Selemia+ ny vavahady tany atsinanana. Ary rehefa natao ny antsapaka ho an’i Zakaria+ zanany, izay mpanolo-tsaina+ hendry, dia azony ny tany avaratra.+

  • 2 Tantara 31:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary i Kore zanak’i Jimna Levita, izay mpiandry vavahady+ teo atsinanana,+ no niandraikitra ny fanatitra an-tsitrapo+ ho an’Andriamanitra, ka nizara ny fanomezana natolotra ho an’i Jehovah+ sy ny zavatra masina indrindra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara