15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia nampitondra teny ho azy roa lahy ny mpitantana ny synagoga+ hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia mitenena!”
21 Efa hatramin’ny ela be mantsy i Mosesy no nanana olona isan-tanàna nitory momba azy, satria novakina mafy tao amin’ny synagoga isan-tsabata izay nosoratany.”+