FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary ny Levita dia namaky+ mafy an’ilay boky, izany hoe ny lalàn’Andriamanitra, ka namelabelatra sy nanazava ny heviny. Dia nataon’izy ireo azon’ny olona tsara izay novakina.+

  • Salamo 119:130
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 130 Ny fampiharihariana ny hevitry ny teninao dia manome fahazavana,+

      Ka lasa manam-pahalalana ireo mbola tsy dia nandia fiainana.+

  • Ohabolana 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha alatsakao am-po ny fahendrena,+ ary manjary mahafinaritra anao ny fahalalana,+

  • Lioka 24:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Koa nifampiresaka izy roa lahy hoe: “Tsy toy ny nisy afo niredareda ve tao am-pontsika tamin’izy niresaka tamintsika teny an-dalana, ka nanazava tsara ny Soratra Masina tamintsika?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara