22 Ary ny mpiandraikitra+ an’ireo Levita tao Jerosalema, eny, ny mpiandraikitra ny asa tao an-tranon’Andriamanitra dia i Ozy zanak’i Bany, zanak’i Hasabia, zanak’i Matania,+ zanak’i Mika,+ avy tamin’ny taranak’i Asafa+ izay mpihira+ avokoa.
25 I Matania+ sy Bakbokia sy Obadia sy Mesolama sy Talmona ary Akoba+ no mpiandry vavahady,+ izay niambina ny fitehirizana entana teo akaikin’ny vavahady.