2 Samoela 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Voababon’i Davida ihany anefa i Ziona,+ ilay tanàna voaro mafy, izany hoe ny Tanànan’i Davida.+ 2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy.
9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy.