Nehemia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha+ no namboarin’i Joiada zanak’i Pasea sy Mesolama zanak’i Besodia. Izy ireo no nanao ny tolàna sady nametaka ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.+
6 Ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha+ no namboarin’i Joiada zanak’i Pasea sy Mesolama zanak’i Besodia. Izy ireo no nanao ny tolàna sady nametaka ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.+