Estera 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Vao hitan’ny mpanjaka nitsangana teo amin’ilay tokotany i Estera, dia nahazo sitraka+ taminy, ka notondroiny tamin’ilay tehina volamena+ teny an-tanany. Koa nanatona i Estera ka nikasika ny tendron’ilay tehina. Estera 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa notondroin’ny mpanjaka tamin’ilay tehina volamena+ i Estera ka nitsangana. Ary nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka izy,
2 Vao hitan’ny mpanjaka nitsangana teo amin’ilay tokotany i Estera, dia nahazo sitraka+ taminy, ka notondroiny tamin’ilay tehina volamena+ teny an-tanany. Koa nanatona i Estera ka nikasika ny tendron’ilay tehina.
4 Koa notondroin’ny mpanjaka tamin’ilay tehina volamena+ i Estera ka nitsangana. Ary nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka izy,