Estera 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahadiny+ dia niondrika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamana avokoa, satria izany no didin’ny mpanjaka. Fa i Mordekay kosa tsy mba niondrika na niankohoka.+
2 Ary ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahadiny+ dia niondrika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamana avokoa, satria izany no didin’ny mpanjaka. Fa i Mordekay kosa tsy mba niondrika na niankohoka.+