Estera 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nifehy tena anefa i Hamana ka nankany an-tranony. Dia nampanantsoiny ireo namany sy Zaresy+ vadiny.
10 Nifehy tena anefa i Hamana ka nankany an-tranony. Dia nampanantsoiny ireo namany sy Zaresy+ vadiny.