Estera 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana Adara+ no nataon’ny Jiosy tany amin’ireo tanàna ivelan’ny renivohitra, ho andro fifaliana+ sy fanasambe ary andro mahafaly+ hifanaterana sakafo.+ Lioka 11:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Fa izay ao am-ponareo no omeo ho fiantrana ny mahantra,+ dia hadio daholo ny zava-drehetra momba anareo.
19 Koa ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana Adara+ no nataon’ny Jiosy tany amin’ireo tanàna ivelan’ny renivohitra, ho andro fifaliana+ sy fanasambe ary andro mahafaly+ hifanaterana sakafo.+
41 Fa izay ao am-ponareo no omeo ho fiantrana ny mahantra,+ dia hadio daholo ny zava-drehetra momba anareo.