Asan’ny Apostoly 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa hoy ny navalin’i Petera sy ny apostoly hafa: “Andriamanitra no mpitondra anay ka izy no tsy maintsy ankatoavinay, fa tsy olona.+
29 Fa hoy ny navalin’i Petera sy ny apostoly hafa: “Andriamanitra no mpitondra anay ka izy no tsy maintsy ankatoavinay, fa tsy olona.+