FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Any dia mitovy ihany, na ny kely na ny lehibe,+

      Ary afaka amin’ny tompony ny mpanompo.

  • Mpitoriteny 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Samy avy tamin’ny vovoka izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka indray izy rehetra.+

  • Mpitoriteny 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mitovy ny manjo ny olon-drehetra.+ Mitovy ny iafaran’ny+ marina+ sy ny ratsy fanahy,+ ny tsara fanahy sy ny madio ary ny tsy madio, ny manao sorona sy ny tsy manao. Mitovy ihany ny tsara fanahy sy ny mpanota,+ ary mitovy koa ny manao fianianana sy ny matahotra ny hanao fianianana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara