Salamo 89:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao,+Ary mankeo anatrehanao ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+ Salamo 97:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy,+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+ Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+ Romanina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra.+
14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao,+Ary mankeo anatrehanao ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+
2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy,+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+
4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+