Ohabolana 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny hadalan’ny olona ihany no manimba ny fiainany,+ ka amin’i Jehovah no tezitra ny fony.+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+